bible.software › Filazantsara araka an'i Jaona › Filazantsara araka an'i Jaona 12 › Filazantsara araka an'i Jaona 12:18
Filazantsara araka an'i Jaona 12:18
Ary izany koa no nitsenan’ ny vahoaka Azy, satria efa reny fa nanao izany famantarana izany Izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
For this cause the people also met him, for that they heard that he had done this miracle.
In Context
17Ary nanambara Azy ny vahoaka izay teny aminy, fony Izy niantso an’ i Lazarosy hivoaka tamin’ ny fasana ka nanangana azy tamin’ ny maty.
19Ary tamin’ izany ny Fariseo dia nifampilaza hoe: Hitanareo fa tsy mahefa na inona na inona akory ianareo; indro, efa lasa manaraka Azy avokoa izao tontolo izao.
Read all of Filazantsara araka an'i Jaona 12
This Verse In Other Editions
Study Filazantsara araka an'i Jaona 12:18