Filazantsara araka an'i Jaona 12:44
Ary Jesosy niantso ka nanao hoe: Izay mino Ahy, dia tsy Izaho no inoany, fa Izay naniraka Ahy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Jesus cried and said, He that believeth on me, believeth not on me, but on him that sent me.
In Context
43Fa tia ny voninahitra avy amin’ ny olona izy ireo, fa tsy ny voninahitra avy amin’ Andriamanitra.
45Ary izay mahita Ahy dia mahita Izay naniraka Ahy.
Read all of Filazantsara araka an'i Jaona 12
Cross References
Proverbs 8:1Tsy miantso va ny fahendrena, Ary tsy manandra-peo va ny fahalalana?
Matthew 10:40Izay mandray anareo dia mandray Ahy; ary izay mandray Ahy dia mandray Izay naniraka Ahy.
John 5:24Lazaiko aminareo marina dia marina tokoa: Izay mandre ny teniko ka mino Izay naniraka Ahy no manana fiainana mandrakizay, ka tsy hohelohina; fa tafafindra niala tamin’ ny fahafatesana ho amin’ ny fiainana izy.
John 11:43Ary rehefa nanao izany teny izany Izy, dia niantso tamin’ ny feo mahery hoe: Ry Lazarosy, mivoaha!
1 Peter 1:21Izay mino an’ Andriamanitra amin’ ny alalany, dia Ilay nanangana Azy tamin’ ny maty ka nanome voninahitra Azy,― mba hiorenan’ ny finoanareo sy ny fanantenanareo amin’ Andriamanitra.