Filazantsara araka an'i Jaona 13:16
Lazaiko aminareo marina dia marina tokoa: Ny andevo tsy lehibe noho ny tompony, na ny iraka noho ny maniraka azy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
15Fianarana no nomeko anareo, mba hanaovanareo araka izay nataoko taminareo.
17Raha fantatrareo izany, dia sambatra ianareo, raha manao izany.
Read all of Filazantsara araka an'i Jaona 13
Cross References
Luke 6:40Ny mpianatra tsy mihoatra noho ny mpampianatra; fa izay rehetra tanteraka dia ho tahaka ny mpampianatra azy ihany.
John 3:5Jesosy namaly hoe: Lazaiko aminao marina dia marina tokoa: Raha misy olona tsy ateraky ny rano sy ny Fanahy, dia tsy mahazo miditra amin’ ny fanjakan’ Andriamanitra izy.