Filazantsara araka an'i Jaona 13:35
Izany no hahafantaran’ ny olona rehetra fa mpianatro ianareo, raha mifankatia.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
By this shall all men know that ye are my disciples, if ye have love one to another.
In Context
Read all of Filazantsara araka an'i Jaona 13
Cross References
John 17:21mba ho iray ihany izy rehetra, tahaka Anao Ray ato amiko, ary Izaho koa ao aminao, mba ho ao amintsika koa izy; mba hinoan’ izao tontolo izao fa Hianao no naniraka Ahy.
Acts 5:12Ary ny tanan’ ny Apostoly no nanaovana famantarana sy fahagagana maro teo amin’ ny vahoaka; ary izy rehetra niray saina teo amin’ ny Fialofan’ i Solomona;
1 John 2:10Izay tia ny rahalahiny no mitoetra ao amin’ ny mazava, ka tsy misy fahatafintohinana ao aminy.
1 John 4:20Raha misy manao hoe: Tia an’ Andriamanitra aho, nefa mankahala ny rahalahiny, dia mpandainga izy; fa izay tsy tia ny rahalahiny izay hitany, hataony ahoana no fitia an’ Andriamanitra Izay tsy hitany?