Filazantsara araka an'i Jaona 14:25
Izany teny izany dia efa voalazako taminareo raha mbola mitoetra eto aminareo Aho;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
These things have I spoken unto you, being yet present with you.
In Context
Read all of Filazantsara araka an'i Jaona 14
Cross References
John 14:29Ary ankehitriny efa nilaza taminareo Aho, dieny tsy mbola tonga izany, mba hinoanareo, rehefa tonga.
John 16:1Izany teny izany dia efa nolazaiko taminareo, mba tsy hahatafintohina anareo.
John 17:6Nasehoko tamin’ ny olona izay nomenao Ahy avy tamin’ izao tontolo izao ny anaranao; Anao ireny ka nomenao Ahy; ary notandremany ny teninao.