bible.software › Filazantsara araka an'i Jaona › Filazantsara araka an'i Jaona 15 › Filazantsara araka an'i Jaona 15:23
Filazantsara araka an'i Jaona 15:23
Izay mankahala Ahy dia mankahala ny Raiko koa.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
He that hateth me hateth my Father also.
In Context
22Raha tsy tonga Aho ka niteny taminy, dia tsy nanan-keloka izy; fa ankehitriny dia tsy misy fialàna azony atao ny amin’ ny helony.
24Raha tsy nataoko teo aminy Izay asa tsy nataon’ olona, dia tsy nanan-keloka izy; fa ankehitriny efa hitany sady efa halany Ahy sy ny Raiko koa;
Read all of Filazantsara araka an'i Jaona 15
Cross References
1 John 2:23Izay rehetra mandà ny Zanaka no tsy manana ny Ray koa; izay manaiky ny Zanaka no manana ny Ray koa.
This Verse In Other Editions
Study Filazantsara araka an'i Jaona 15:23