Filazantsara araka an'i Jaona 18:32
mba hahatanteraka ny tenin’ i Jesosy izay nolazainy nanambara ny fomban’ ny fahafatesana izay efa hiaretany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
That the saying of Jesus might be fulfilled, which he spake, signifying what death he should die.
In Context
Read all of Filazantsara araka an'i Jaona 18
Cross References
Psalms 22:16Maina tahaka ny tavim-bilany ny heriko, ary ny lelako miraikitra amin’ ny lanilaniko; ao amin’ ny vovoky ny fahafatesana no ametrahanao ahy.
Matthew 26:2Fantatrareo fa raha afaka indroa andro, dia ho tonga ny Paska, koa ny Zanak’ olona dia hatolotra hohomboana amin’ ny hazo fijaliana.
Luke 18:32Fa hatolotra ho amin’ ny jentilisa Izy, dia hataony fihomehezana sy hisetrasetrany sy hororany
John 3:14Ary tahaka ny nanandratan’ i Mosesy ny menarana tany an-efitra no tsy maintsy hanandratana ny Zanak’ olona,
John 10:31Dia naka vato indray ny Jiosy hitoraka Azy.
John 12:32Ary Izaho, raha asandratra hiala amin’ ny tany, dia hitaona ny olona rehetra hanatona Ahy.