The Bible Software
bible.software › Filazantsara araka an'i Jaona › Filazantsara araka an'i Jaona 19 › Filazantsara araka an'i Jaona 19:38

Filazantsara araka an'i Jaona 19:38

Ary rehefa afaka izany, Josefa avy any Arimatia (mpianatr’ i Jesosy izy, nefa tamin’ ny mangingina ihany noho ny fahatahorany ny Jiosy) dia nangataka tamin’ i Pilato, mba hahazoany manaisotra ny fatin’ i Jesosy. Ary nanaiky Pilato. Dia lasa izy ka nanaisotra ny fatin’ i Jesosy.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And after this Joseph of Arimathaea, being a disciple of Jesus, but secretly for fear of the Jews, besought Pilate that he might take away the body of Jesus: and Pilate gave him leave. He came therefore, and took the body of Jesus.

In Context

37Ary hoy koa ny teny iray ao amin’ ny Soratra Masìna: Hijery Izay nolefoniny izy.

39Ary tonga koa Nikodemosy (ilay nankao amin’ i Jesosy nony alina tamin’ ny voalohany) ka nitondra miora sy hazo manitra voaharoharo, tokony ho zato livatra.

Read all of Filazantsara araka an'i Jaona 19

Cross References

Proverbs 29:25Mamandrika ny tahotra olona; Fa izay matoky an’ i Jehovah no hovonjena.

Mark 15:42Ary nony hariva (satria andro fiomanana ny andro, dia ny andro alohan’ ny Sabata),

John 7:13Nefa tsy nisy sahy niresaka Azy miharihary noho ny fahatahorany ny Jiosy.

John 12:42Kanefa maro tamin’ ny mpanapaka aza no nino Azy; nefa noho ny Fariseo dia tsy nanaiky ireo, fandrao havoaka hiala amin’ ny synagoga.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)聖書 (日本語)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBiblia TakatifuBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)

Study Filazantsara araka an'i Jaona 19:38

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeAlbert BarnesJohn WesleyJohn CalvinScofieldWilliam BurkittFamily Bible NotesThe Fourfold GospelJohn LightfootGeneva Bible Notes (1599)
← Filazantsara araka an'i Jaona 19:37Filazantsara araka an'i Jaona 19Filazantsara araka an'i Jaona 19:39 →