Filazantsara araka an'i Jaona 20:29
Hoy Jesosy taminy: Satria nahita Ahy ianao, dia nino; sambatra kosa izay tsy nahita, nefa nino.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
28Dia namaly Tomasy ka nanao taminy hoe: Tompoko sy Andriamanitro!
Read all of Filazantsara araka an'i Jaona 20
Cross References
John 4:48Dia hoy Jesosy taminy: Raha tsy mahita famantarana sy fahagagana ianareo, dia tsy mba hety hino mihitsy.
2 Corinthians 5:7(fa finoana no andehanantsika, fa tsy fahitana);
Hebrews 11:27Finoana no nandaovany an’ i Egypta, ka tsy natahorany ny fahatezeran’ ny mpanjaka; fa naharitra toy ny mahita Izay tsy hita izy.
1 Peter 1:8Izay, na dia tsy mbola hitanareo aza, dia tianareo, ary na dia tsy hitanareo ankehitriny aza, anefa, satria inoanareo, dia iravoravoanareo amin’ ny fifaliana tsy azo tononina sady be voninahitra,