Filazantsara araka an'i Jaona 20:8
Ary tamin’ izay dia niditra koa ny mpianatra anankiray izay tonga taloha teo amin’ ny fasana, ary nahita ka nino.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Then went in also that other disciple, which came first to the sepulchre, and he saw, and believed.
In Context
9Fa tsy mbola fantany ny Soratra Masìna fa tsy maintsy hitsangana amin’ ny maty Jesosy.
Read all of Filazantsara araka an'i Jaona 20
Cross References
John 20:4Ary niara-nihazakazaka izy roa lahy; ary ilay mpianatra anankiray nihazakazaka nihoatra an’ i Petera ka tonga taloha tao amin’ ny fasana.
John 20:29Hoy Jesosy taminy: Satria nahita Ahy ianao, dia nino; sambatra kosa izay tsy nahita, nefa nino.