John 21:11
Dia niakatra Simona Petera, ka nosarihany ho eo an-tanety ny harato feno hazandrano vaventy, telo amby dimam-polo amby zato; ary na dia be tahaka izany aza izy, dia tsy triatra ny harato.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
10Hoy Jesosy taminy: Analao hazandrano amin’ ireo vao azonareo teo.
Cross References
Luke 5:6Ary rehefa nataony izany, dia nahazo hazandrano be dia be izy, ka efa nisy triatra ny haratony.