Filazantsara araka an'i Jaona 21:9
Raha vao nikatra teo an-tanety izy, dia nahita afon’ arina teo sy hazandrano teo amboniny ary mofo.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
10Hoy Jesosy taminy: Analao hazandrano amin’ ireo vao azonareo teo.
Read all of Filazantsara araka an'i Jaona 21
Cross References
1 Kings 19:5Ary raha nandry natory teo ambanin’ ny anjavidy anankiray izy, indro, nisy anjely nanohina azy ka nanao taminy hoe. Miarena, ka homàna.
Matthew 4:11Dia nandao Azy ny devoly, ary indreo, nisy anjely tonga ka nanompo Azy.
Luke 12:29Koa aza mitady izay hohaninareo na izay hosotroinareo ianareo, ary aza miahanahana.
John 21:10Hoy Jesosy taminy: Analao hazandrano amin’ ireo vao azonareo teo.