Filazantsara araka an'i Matio 4:11
Dia nandao Azy ny devoly, ary indreo, nisy anjely tonga ka nanompo Azy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Then the devil leaveth him, and, behold, angels came and ministered unto him.
In Context
12Ary nony ren’ i Jesosy fa efa voasambotra Jaona, dia lasa nankany Galilia Izy.
Read all of Filazantsara araka an'i Matio 4
Cross References
1 Kings 19:6Dia nijery izy, ka, indro, teo anilan’ ny lohany nisy mofo voaendy tamin’ ny vato mahamay sy rano iray tavoara; ary nihinana sy nisotro izy, dia nandry indray.
Matthew 26:53Ary ataonao va fa tsy mahazo mangataka amin’ ny Raiko Aho, dia haniraka anjely tsy omby roa ambin’ ny folo legiona ho etỳ amiko Izy ankehitriny?
Mark 1:13Ary tany an-efitra efa-polo andro Izy ka nalain’ i Satana fanahy; ary teo amin’ ny bibi-dia Izy, ary ny anjely nanompo Azy.
Luke 22:43Ary nisy anjely avy tany an-danitra niseho teo aminy ka nampahery Azy.
John 14:30Tsy hilaza zavatra maro aminareo intsony Aho; fa avy ny andrianan’ izao tontolo izao, nefa tsy manana na inona na inona ato amiko izy.
Hebrews 1:6Ary raha mitondra ny Lahimatoa ho amin’ izao fiainana izao indray, dia hoy Izy: “Ary aoka ny anjelin’ Andriamanitra rehetra hiankohoka eo anoloany”.