Filazantsara araka an'i Jaona 3:1
Ary nisy Fariseo anankiray atao hoe Nikodemosy, mpanapaka tamin’ ny Jiosy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
There was a man of the Pharisees, named Nicodemus, a ruler of the Jews:
In Context
Read all of Filazantsara araka an'i Jaona 3
Cross References
John 3:10Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Hianao va no mpampianatra ny Isiraely ka tsy mahalala izany zavatra izany?
John 19:39Ary tonga koa Nikodemosy (ilay nankao amin’ i Jesosy nony alina tamin’ ny voalohany) ka nitondra miora sy hazo manitra voaharoharo, tokony ho zato livatra.