John 3:20
Fa izay rehetra manao ratsy dia mankahala ny mazava sady tsy manatona ny mazava, fandrao hita miharihary ny asany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
Cross References
1 Kings 3:20Dia nifoha mamatonalina izy ka naka ny zanako teo amiko tamin’ ilay natory iny aho ankizivavinao, dia nampandriny teo an-tratrany, fa ny azy maty napetrany teo an-tratrako.
Job 24:13Ireny no mpikomy amin’ ny mazava; Tsy mba mihevitra ny lalany izy, na mitoetra eo amin’ ny alehany.
Psalms 50:17Fa ianao mankahala fananarana, ary arianao eo ivohonao ny teniko.
Proverbs 4:18Fa ny lalan’ ny marina dia toy ny fipoak’ andro maraina, Izay mihamazava mandra-pitataovovonan’ ny andro.
Proverbs 15:12Tsy tian’ ny mpaniratsira izay mananatra azy, Ary tsy mety manatona ny hendry izy.
Amos 5:10Halany eo am-bavahady izay mananatra, ary ataony ho fahavetavetana izay miteny ny marina.