Filazantsara araka an'i Jaona 3:8
Ny rivotra mitsoka amin’ izay tiany, ary renao ny feony, nefa tsy fantatrao izay ihaviany na izay alehany, dia tahaka izany izay rehetra ateraky ny Fanahy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
7aza gaga noho ny nilazako taminao hoe: Tsy maintsy hateraka indray ianareo.
9Nikodemosy namaly ka nanao taminy hoe: Hatao ahoana no hahatonga izany zavatra izany?
Read all of Filazantsara araka an'i Jaona 3
Cross References
Job 37:10Ny fofonain’ Andriamanitra mahamisy ranomandry, ka voageja ny rano malalaka.
Job 37:21Tsy hita ankehitriny ny mazava, Izay mamirapiratra any amin’ ny rahona: Nefa raha mandalo ny rivotra, dia mampisava azy ihany izany.
Psalms 107:29Nanony ny rivotra mahery Izy, Ka nitsahatra ny onjan-drano.
Isaiah 55:9Fa tahaka ny hahavon’ ny lanitra noho ny tany no hahavon’ ny lalako noho ny lalanareo sy ny fihevitro noho ny fihevitrareo.
Mark 4:26Ary hoy Izy: Toy izao ny fanjakan’ Andriamanitra: tahaka ny lehilahy mamafy voa amin’ ny tany
John 1:13dia ireo izay tsy nateraky ny rà, na ny sitrapon’ ny nofo, na ny sitrapon’ ny olona, fa naterak’ Andriamanitra.