John 4:31
Ary raha tsy mbola tonga izy ireny, ny mpianany dia nangataka taminy ka nanao hoe: Hano, Raby ô.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In the mean while his disciples prayed him, saying, Master, eat.
In Context
30Dia nivoaka avy tao an-tanàna ny olona ka nankeo amin’ i Jesosy.
32Fa hoy Jesosy taminy: Izaho manan-kanin-kohanina izay tsy fantatrareo.
Cross References
Matthew 23:7sy ny hoharabain’ ny olona eny an-tsena ary ny hataon’ ny olona hoe: Raby ô!
Acts 16:30Ary rehefa nentiny nivoaka izy roa lahy, dia hoy izy: Tompoko, inona no mety hataoko, mba hovonjena aho?