Filazantsara araka an'i Jaona 4:40
Ary rehefa nanatona Azy ny Samaritana, dia nangataka Azy hitoetra tao aminy; ka dia nitoetra tao indroa andro Izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
41Ary maro koa no nino noho ny teniny
Read all of Filazantsara araka an'i Jaona 4
Cross References
Proverbs 4:13Tano mafy ny fananarana, ka aza avela hiala; Hazony izy, fa ainao.
Jeremiah 14:8Ry Fanantenan’ ny Isiraely ô, Mpamonjy azy amin’ ny andro fahoriana! Nahoana Hianao no dia toy ny vahiny amin’ ny tany ary toy ny mpandeha izay manorin-day handry indray alina monja?
Luke 10:39Ary izy nanana rahavavy atao hoe Maria, izay nipetraka teo anilan’ ny tongotry ny Tompo ka nihaino ny teniny.
Luke 24:29Fa ireo nanery Azy ka nanao hoe: Mitoera atỳ aminay; fa efa ho hariva izao, ka lasan-davitra ny andro. Dia niditra hitoetra tao aminy Izy.
2 Corinthians 6:1Ary izahay mpiara-miasa aminy dia mangataka aminareo koa mba tsy handraisanareo foana ny fahasoavan’ Andriamanitra