Filazantsara araka an'i Jaona 4:43
Ary rehefa afaka ny indroa andro, dia niala tao Jesosy ka nankany Galilia.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Now after two days he departed thence, and went into Galilee.
In Context
44Fa ny tenan’ i Jesosy no efa nanambara fa tsy misy mpaminany manan-daza eo amin’ ny taniny.
Read all of Filazantsara araka an'i Jaona 4
Cross References
Matthew 4:13Ary nony niala tany Nazareta Izy, dia nankany Kapernaomy, izay ao amoron-dranomasina, ao amin’ ny zara-tanin’ ny Zebolona sy ny Naftaly, ka nonina tao Izy,
Mark 7:27Fa hoy Jesosy taminy: Aoka ho voky aloha ny zaza; fa tsy mety raha maka ny mofon-jaza ka manipy azy ho an’ ny amboakely.
John 4:40Ary rehefa nanatona Azy ny Samaritana, dia nangataka Azy hitoetra tao aminy; ka dia nitoetra tao indroa andro Izy.
Romans 15:8Fa lazaiko fa Kristy efa tonga mpanompon’ ny voafora noho ny fahamarinan’ Andriamanitra hahatò ny teny fikasana tamin’ ny razana,