Filazantsara araka an'i Jaona 5:33
Hianareo naniraka tany amin’ i Jaona, ary nanambara ny marina izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Ye sent unto John, and he bare witness unto the truth.
In Context
32Misy Anankiray Izay manambara Ahy, ary fantatro fa marina ny fanambarana izay anambarany Ahy.
Read all of Filazantsara araka an'i Jaona 5
Cross References
John 1:15Jaona nanambara Azy ka niantso hoe: Izy Ilay nolazaiko hoe: Izay avy
John 3:26ary tonga tany amin’ i Jaona ny mpianany ka nanao taminy hoe: Raby ô, Ilay tany aminao, tany an-dafin’ i Jordana, Izay nambaranao, indro, manao batisa Izy, ary ny olona rehetra manatona Azy.