Filazantsara araka an'i Jaona 5:34
Fa Izaho tsy mandray ny fanambarana avy amin’ olona; fa milaza izany zavatra izany Aho mba ho voavonjy ianareo.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
But I receive not testimony from man: but these things I say, that ye might be saved.
In Context
33Hianareo naniraka tany amin’ i Jaona, ary nanambara ny marina izy.
Read all of Filazantsara araka an'i Jaona 5
Cross References
Luke 19:10Fa efa tonga ny Zanak’ olona hitady sy hamonjy ny very.
Luke 24:47ary mba hotorina amin’ ny anarany ny fibebahana sy ny famelan-keloka amin’ ny firenena rehetra, manomboka eto Jerosalema.
John 8:54Jesosy namaly hoe: Raha mankalaza ny tenako Aho, dia tsinontsinona ny lazako; ny Raiko, Izay ataonareo fa Andriamanitrareo, Izy no mankalaza Ahy.
Romans 3:3Fa ahoana kosa ary? Raha tsy nino ny sasany, moa ny tsi-finoanay va hahafoana ny fahamarinan’ Andriamanitra?
Romans 10:21Fa ny amin’ ny Isiraely dia hoy izy: Mandritra ny andro no efa naninjirako ny tanako tamin’ izay firenena sady tsy manaraka no mandà.
1 Corinthians 9:22tamin’ ny malemy dia tonga malemy aho, mba hahazoako ny malemy; efa tonga zavatra rehetra aho amin’ ny olona rehetra, mba hamonjeko ny sasany na iza na iza.