Filazantsara araka an'i Jaona 8:45
Fa satria milaza ny marina Aho, dia tsy inoanareo.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And because I tell you the truth, ye believe me not.
In Context
Read all of Filazantsara araka an'i Jaona 8
Cross References
John 3:19Ary izao no fanamelohana, fa tonga amin’ izao tontolo izao ny mazava, nefa aleon’ ny olona ny maizina toy izay ny mazava, satria ratsy ny asany.
John 18:37Ary hoy Pilato taminy: Mpanjaka va ary Hianao? Jesosy namaly hoe: Voalazanao fa mpanjaka Aho. Izao no nahaterahako, ary izao no nihaviako amin’ izao tontolo izao, dia ny hanambara ny marina. Izay rehetra avy amin’ ny marina dia mihaino ny feoko.
2 Thessalonians 2:10ary ny famitahana momba ny tsi-fahamarinana amin’ izay ho very, satria tsy nandray ny fitiavana ny fahamarinana izay hamonjena azy izy.