Filazantsara araka an'i Jaona 9:21
fa tsy fantatray izay nahiratany izao; ary tsy fantatray izay nampahiratra ny masony; izy ihany no anontanio; efa lehibe izy, aoka izy no hilaza ny amin’ ny tenany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
20Ny ray aman-dreniny namaly ka nanao hoe: Fantatray fa zanakay ity sady teraka jamba;
Read all of Filazantsara araka an'i Jaona 9
Cross References
John 5:5Ary nisy lehilahy anankiray teo, izay efa narary valo amby telo-polo taona.
John 9:23Izany no nilazan’ ny ray aman-dreniny hoe: Efa lehibe izy, koa izy no anontanio.