bible.software › Filazantsara araka an'i Jaona › Filazantsara araka an'i Jaona 9 › Filazantsara araka an'i Jaona 9:23
Filazantsara araka an'i Jaona 9:23
Izany no nilazan’ ny ray aman-dreniny hoe: Efa lehibe izy, koa izy no anontanio.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Therefore said his parents, He is of age; ask him.
In Context
22Izany teny izany no nolazain’ ny ray aman-dreniny, satria natahotra ny Jiosy izy; fa efa nifanaiky rahateo ny Jiosy fa raha misy manaiky Azy ho Kristy dia horoahina hiala amin’ ny synagoga.
24Dia niantso ilay jamba teo aloha indray izy ka nanao taminy hoe: Omeo voninahitra Andriamanitra; izahay mahalala fa mpanota izany Lehilahy izany.
Read all of Filazantsara araka an'i Jaona 9
Cross References
John 9:21fa tsy fantatray izay nahiratany izao; ary tsy fantatray izay nampahiratra ny masony; izy ihany no anontanio; efa lehibe izy, aoka izy no hilaza ny amin’ ny tenany.
This Verse In Other Editions
Study Filazantsara araka an'i Jaona 9:23