Filazantsara araka an'i Jaona 9:32
Hatrizay hatrizay dia tsy mbola re fa nisy nampahiratra ny mason’ izay teraka jamba.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Since the world began was it not heard that any man opened the eyes of one that was born blind.
In Context
33Raha tsy avy amin’ Andriamanitra izany Lehilahy izany, dia tsy mahefa na inona na inona Izy.
Read all of Filazantsara araka an'i Jaona 9
Cross References
Job 20:4Tsy fantatrao va fa hatramin’ ny ela, eny, hatrizay nampitoerana ny olona tetỳ ambonin’ ny tany,
Luke 1:70(Araka izay nampilazainy ny mpaminaniny masìna hatramin’ ny fahagola),