bible.software › Bokin'i Jona › Bokin'i Jona 2 › Bokin'i Jona 2:5
Bokin'i Jona 2:5
Dia hoy izaho: Voaroaka tsy ho eo anatrehanao aho, Nefa mbola nanatrika ny tempolinao masìna ihany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
The waters compassed me about, even to the soul: the depth closed me round about, the weeds were wrapped about my head.
In Context
4Fa efa natsipinao tao amin’ ny lalina aho, Dia tao amin’ ny ranomasina, Ka voasafotry ny riaka aho; Nanarona ahy ny alon-dranonao sy ny onjanao rehetra.
6Ny rano nanarona ahy hatramin’ ny aiko, Ny lalina namefy ahy manodidina; Ny zava-maniry any an-dranomasina nisingotra manodidina ny lohako.
Read all of Bokin'i Jona 2
Cross References
Psalms 5:8Fa izaho kosa noho ny haben’ ny famindram-ponao dia hiditra ao an-tranonao; hiankohoka manatrika ny lapanao masìna amin’ ny fahatahorana anao aho.
Psalms 69:1Ho an’ ny mpiventy hira. Al-shoshanim. Nataon’ i Davida.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'i Jona 2:5