The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 69 › Bokin'ny Salamo 69:1

Bokin'ny Salamo 69:1

Ho an’ ny mpiventy hira. Al-shoshanim. Nataon’ i Davida.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Save me, O God; for the waters are come in unto my soul.

In Context

2Vonjeo aho, Andriamanitra ô; fa efa mihatra amin’ ny aiko ny rano.

Read all of Bokin'ny Salamo 69

Cross References

Psalms 18:4Miantso an’ i Jehovah izay mendrika hoderaina aho, ka dia vonjena ho afaka amin’ ny fahavaloko.

Psalms 42:7Andriamanitro ô, mitanondrika ato anatiko ny fanahiko; Izany no ahatsiarovako Anao eo amin’ ny tanin’ i Jordana sy amin’ ireo Hermona ary amin’ ny tendrombohitra Mizara.

Psalms 60:1Ho an’ ny mpiventy hira Al-sho-shanedoth. Miktama nataon’ i Davida hampianarana,

Psalms 69:14Fa izaho hivavaka aminao amin’ ny andro fankasitrahana, Jehovah ô, dia aminao, Andriamanitra ô noho ny haben’ ny famindram-ponao; valio aho araka ny hamarinan’ ny famonjenao.

Isaiah 28:17Ny fitsarana no hataoko ho fitsipika, ary ny fahamarinana ho pilao; Hopaohin’ ny havandra ny lainga fiarovana, ary hindaosin’ ny rano ny fierena.

Lamentations 3:54Mandifotra ny lohako ny rano, ka dia hoy izaho: Maty aho ity!

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 69:1

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
Bokin'ny Salamo 69Bokin'ny Salamo 69:2 →