bible.software › Bokin'i Josoa › Bokin'i Josoa 10 › Bokin'i Josoa 10:38
Bokin'i Josoa 10:38
Dia niverina Josoa sy ny Isiraely rehetra teo aminy ka nankany Debira ary namely azy;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And Joshua returned, and all Israel with him, to Debir; and fought against it:
In Context
37dia afany koa izy, ka nasiany tamin’ ny lelan-tsabatra izy sy ny mpanjakany sy ny tanànany rehetra ary ny olona rehetra tao; tsy nasiany niangana na dia iray akory aza, tahaka izay rehetra efa nataony tamin’ i Eglona; fa naringany avokoa izy sy ny olona rehetra tao.
39dia azony koa izy sy ny mpanjakany ary ny tanànany rehetra; ary nasiany tamin’ ny lelan-tsabatra Izy, ka naringany avokoa ny olona rehetra tao; fa tsy nasiany niangana na dia iray akory aza; tahaka izay efa nataony tamin’ i Hebrona, dia toy izany koa no nataony tamin’ i Debira sy ny mpanjakany, ary tahaka izay efa nataony tamin’ i Libna sy ny mpanjakany koa.
Read all of Bokin'i Josoa 10
Cross References
Joshua 15:15Dia niakatra avy tao izy hankany amin’ ny mponina any Debira (Kiriata-sefera no anaran’ i Debira taloha).
Joshua 21:15ary Holona sy ny tany manodidina azy ary Debira sy ny tany manodidina azy,
This Verse In Other Editions
Study Bokin'i Josoa 10:38