Bokin'i Josoa 15:35
sy Jarmota sy Adolama sy Soko sy Azeka
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Jarmuth, and Adullam, Socoh, and Azekah,
In Context
34sy Zanoa sy En-ganima sy Tapoa sy Enama
36sy Saraima sy Aditaima sy Gadera sy Gederotaima: tanàna efatra ambin’ ny folo sy ny zana-bohiny;
Cross References
Joshua 10:10Ary Jehovah nampifanaritaka ireo teo anoloan’ ny Isiraely; ary namely ireo tany Gibeona izy ka nahafaty maro be, sady nanenjika azy tamin’ ny fiakarana mankany Beti-horona izy ka namely azy hatrany Azeka ka hatrany Makeda.
Joshua 12:11ny mpanjakan’ i Jarmota, iray; ny mpanjakan’ i Lakisy, iray;
Joshua 15:48Ary tany amin’ ny tany havoana dia Samira sy Jatira sy Soko
1 Samuel 22:1Ary Davida niala teo ka nandositra nankany amin’ ny zohin’ i Adolama; ary nony nandre izany ny rahalahiny sy ny mpianakavin-drainy, dia nidina tany aminy ireo.
1 Chronicles 4:18Ary Jehodia vadiny niteraka an’ i Jareda, razamben’ ny any Gedora, sy Hebera, razamben’ ny any Soko, ary Jakotiela, razamben’ ny any Zanoa. Ireo no zanakalahin’ i Bitia, zanakavavin’ i Farao, izay novadin’ i Mareda.
2 Chronicles 11:9sy Adoraima sy Lakisy sy Azeka