Bokin'i Josoa 15:44
sy Keila sy Akziba ary Maresa: tanàna Sivy sy ny zana-bohiny;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And Keilah, and Achzib, and Mareshah; nine cities with their villages:
In Context
45Ekrona sy ny tanànany ary ny zana-bohiny;
Cross References
1 Samuel 23:1Ary nisy nanambara tamin’ i Davida hoe: Indro, ny Filistina mamely an’ i Keila ka mamabo ny ao amin’ ny famoloana.
1 Chronicles 4:21Ary ny zanakalahin’ i Sela, zanak’ i Joda, dia Era, rain’ i Leka, sy Lada, rain’ i Maresa, sy ny fokon’ ny mpanao rongony fotsy madinika amin’ ny ankohonan’ i Asbea;
Micah 1:14Koa izany no hanomezanao taratasy fisaorana ho an’ i Moresetagata; Ranotrambo ho an’ ny mpanjakan’ ny Isiraely ireo tranon’ i Akziba.