Bokin'i Josoa 15:60
sy Kiriata-bala (Kiriata-jearima izany) sy Raba; tanàna roa sy ny zana-bohiny.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Kirjath-baal, which is Kirjath-jearim, and Rabbah; two cities with their villages:
In Context
59sy Marata sy Bet-anota sy Eltekona: tanàna enina sy ny zana-bohiny;
61Tany an-efitra dia Bet-araba sy Midìna sy Sekaka
Cross References
Joshua 18:14dia niolaka tamin’ ny lafiny andrefana ka nianatsimo hatramin’ ny tendrombohitra izay eo anoloan’ i Beti-horona eo atsimo, ka dia nihatra any Kiriata-bala (Kiriata-jearima izany), tanànan’ ny taranak’ i Joda; izany no lafiny andrefana.
1 Chronicles 2:50Izao no zanakalahin’ i Kaleba, zanak’ i Hora, lahimatoan’ i Efrata: Sobala, razamben’ ny any Kiriata-Jearima,