Bokin'i Josoa 15:9
dia nizotra hatramin’ ny tampon’ ny tendrombohitra ka nihatra tamin’ ny loharano Neftoa, dia nahazo ny tanàna tao an-tendrombohitra Efrona, dia nizotra hatrany Bala (Kiriata-jearima izany),
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
Cross References
Joshua 15:29sy Bala sy Ie sy Azema
Joshua 18:15Ary ny lafiny atsimo dia hatramin’ ny faran’ i Kiriata-jearima; ary ny fari-tany dia nandroso niankandrefana ka nihatra tamin’ ny loharanon’ i Neftoa,
1 Samuel 6:21Dia naniraka olona nankany amin’ ny mponina tao Kiriata-jearima izy hanao hoe: Efa naverin’ ny Filistina ny fiaran’ i Jehovah; koa midìna ianareo, dia ento miakatra ho any aminareo izy.
1 Chronicles 13:6Dia niakatra Davida sy ny Isiraely rehetra hankany Bala any Joda (Kiriata-jearima izany) hampakatra ny fiaran’ i Jehovah Andriamanitra, Izay mipetraka amin’ ny kerobima, dia ilay niantsoany ny anarany.