bible.software › Bokin'i Josoa › Bokin'i Josoa 17 › Bokin'i Josoa 17:10
Bokin'i Josoa 17:10
Ny atsimo dia an’ i Efraima, ary ny avaratra dia an’ i Manase, ary ny ranomasina no fari-taniny; ary nihatra tamin’ i Asera teo avaratra sy tamin’ Isakara teo atsinanana izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Southward it was Ephraim’s, and northward it was Manasseh’s, and the sea is his border; and they met together in Asher on the north, and in Issachar on the east.
In Context
9Ary ny fari-taniny dia nidina hatreo atsimon’ ny lohasahan-driak’ i Kana; ireo tanana teo amin’ ny tanànan’ i Manase ireo dia an’ i Efraima; ary ny faritaniny Manase dia teo avaratry ny lohasahan-driaka, ka dia nihatra tamin’ ny ranomasina.
11Ary Manase nahazo anjara koa teo amin’ Isakara sy teo amin’ i Asera, dia Beti-sana sy ny zana-bohiny ary Ibleama sy ny zana-bohiny ay ny mponina any Dora sy ny zana-bohiny ary ny mponina any En-dora koa sy ny zana-bohiny ary ny mponina any Tanaka sy ny zana-bohiny ary ny mponina any Megido sy ny zana-bohiny, dia amin’ ny havoana telo ireo.
Read all of Bokin'i Josoa 17
This Verse In Other Editions
Study Bokin'i Josoa 17:10