bible.software › Bokin'i Josoa › Bokin'i Josoa 19 › Bokin'i Josoa 19:14
Bokin'i Josoa 19:14
dia niolaka eo avaratr’ iny ka nahazo an’ i Hanatona, dia nihatra tamin’ ny lohasaha Jifta-ela.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And the border compasseth it on the north side to Hannathon: and the outgoings thereof are in the valley of Jiphthah-el:
In Context
13dia nandroso niantsinanana hatrany Gata-hefera sy Ita-kazina ka nandroso hatrany Rimona, izay mipaka an’ i Nea,
15Ary Katata sy Nahalola sy Simrona sy Idala sy Betlehema, dia tanàna roa ambin’ ny folo sy ny zana-bohiny.
Read all of Bokin'i Josoa 19
This Verse In Other Editions
Study Bokin'i Josoa 19:14