The Bible Software
bible.software › Bokin'i Josoa › Bokin'i Josoa 19 › Bokin'i Josoa 19:15

Bokin'i Josoa 19:15

Ary Katata sy Nahalola sy Simrona sy Idala sy Betlehema, dia tanàna roa ambin’ ny folo sy ny zana-bohiny.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And Kattath, and Nahallal, and Shimron, and Idalah, and Bethlehem: twelve cities with their villages.

In Context

14dia niolaka eo avaratr’ iny ka nahazo an’ i Hanatona, dia nihatra tamin’ ny lohasaha Jifta-ela.

16Izany no lovan’ ny taranak’ i Zebolona araka ny fokony, dia ireo tanàna ireo sy ny zana-bohiny.

Read all of Bokin'i Josoa 19

Cross References

Joshua 12:20ny mpanjakan’ i Simrona-merona, iray; ny mpanjakan’ i Aksafa, iray;

Joshua 21:35ary Dimna sy ny tany manodidina azy ary Nahalola sy ny tany manodidina azy, dia tanàna efatra;

Judges 12:8Ary Ibzana, avy any Betlehema, no nitsara ny Isiraely nandimby an’ i Jefta.

Ruth 1:19Dia nandeha izy mianaka mandra-pahatongany tany Betlehema. Ary rehefa tonga tany Betlehema izy, dia taitra taminy ny tanàna rehetra, ka hoy ny vehivavy hoe: Naomy va re ity?

2 Chronicles 11:6Ny namboariny dia izao: Betlehema sy Etama sy Tekoa

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'i Josoa 19:15

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'i Josoa 19:14Bokin'i Josoa 19Bokin'i Josoa 19:16 →