bible.software › Bokin'i Josoa › Bokin'i Josoa 19 › Bokin'i Josoa 19:23
Bokin'i Josoa 19:23
Izany no lovan’ ny firenena taranak’ Isakara araka ny fokony, dia ireo tanàna ireo sy ny zana-bohiny.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
This is the inheritance of the tribe of the children of Issachar according to their families, the cities and their villages.
In Context
22Ary ny fari-taniny dia nahazo an’ i Tabara sy Sahazoma sy Beti-semesy, ka dia nihatra tany Jordana: tanàna enina ambin’ ny folo sy ny zana-bohiny.
24Ary ny loka fahadimy dia azon’ ny firenena taranak’ i Asera isam-pokony.
Read all of Bokin'i Josoa 19
This Verse In Other Editions
Study Bokin'i Josoa 19:23