Bokin'i Josoa 19:24
Ary ny loka fahadimy dia azon’ ny firenena taranak’ i Asera isam-pokony.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And the fifth lot came out for the tribe of the children of Asher according to their families.
In Context
25Ary ny fari-taniny dia Helkata sy Haly sy Batena sy Aksafa
Cross References
Judges 1:31Asera tsy nandroaka ny mponina tany Ako, na ny mponina tany Sidona, na ny tany Alaba, na ny tany Akziba, na ny tany Helba, na ny tany Afika, na ny tany Rehoba;
1 Kings 4:16Bana, zanak’ i Hosay, tany Asera sy Alota;
Luke 2:26Ary efa nambaran’ ny Fanahy Masìna taminy fa tsy hahita fahafatesana izy mandra-pahitany ny Kristin’ ny Tompo.