Bokin'i Josoa 19:25
Ary ny fari-taniny dia Helkata sy Haly sy Batena sy Aksafa
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And their border was Helkath, and Hali, and Beten, and Achshaph,
In Context
24Ary ny loka fahadimy dia azon’ ny firenena taranak’ i Asera isam-pokony.
26sy Alameleka sy Amada sy Misala, dia nihatra any Karmela eo andrefana sy Sihora-libnata,
Cross References
Joshua 12:20ny mpanjakan’ i Simrona-merona, iray; ny mpanjakan’ i Aksafa, iray;
2 Samuel 2:16Ary izy rehetra samy nifanavika nifampihazon-doha ka nifandefon-tehezana tamin’ ny sabatra, dia niara-nikarapoka; koa izany no nanaovana izany fitoerana ao Gibeona izany hoe Helkata-hazorima.