bible.software › Bokin'i Josoa › Bokin'i Josoa 19 › Bokin'i Josoa 19:48
Bokin'i Josoa 19:48
Izany no lovan’ ny firenena taranak’ i Dana araka ny fokony, dia ireo tanàna ireo sy ny zana-bohiny.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
This is the inheritance of the tribe of the children of Dan according to their families, these cities with their villages.
In Context
47Ary ny fari-tanin’ ny taranak’ i Dana dia nandroso nihoatra ireo; fa niakatra ny taranak’ i Dana, dia niady tamin’ i Lesema ka nahafaka azy ary namely azy tamin’ ny lelan-tsabatra ka nahazo azy, dia nitoetra teo; ary ny anaran’ i Lesema nataony hoe Dana araka ny anaran’ i Dana rainy.
49Dia vitany ny nizarana ny tany holovany araka ny fari-taniny, ka dia nomen’ ny Zanak’ Isiraely lova teo aminy koa Josoa, zanak’ i Nona.
Read all of Bokin'i Josoa 19
This Verse In Other Editions
Study Bokin'i Josoa 19:48