Bokin'i Josoa 21:28
ary avy tamin’ ny firenen’ Isakara dia Kisiona sy ny tany manodidina azy ary Daberata sy ny tany manodidina azy,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And out of the tribe of Issachar, Kishon with her suburbs, Dabareh with her suburbs,
In Context
29ary Jarmota sy ny tany manodidina azy ary Enganima sy ny tany manodidina azy, dia tanàna efatra;
Cross References
Joshua 19:12dia nitodika niantsinanana hatrany Sarida ka hatramin’ ny fari-tanin’ i Rislota-tabara, dia nandroso hatrany Daberata ka niakatra hatrany Jafia,