Bokin'i Josoa 21:30
ary avy tamin’ ny firenen’ i Asera dia Misala sy ny tany manodidina azy ary Abdona sy ny tany manodidina azy
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And out of the tribe of Asher, Mishal with her suburbs, Abdon with her suburbs,
In Context
29ary Jarmota sy ny tany manodidina azy ary Enganima sy ny tany manodidina azy, dia tanàna efatra;
31ary Helkata sy ny tany manodidina azy ary Rehoba sy ny ràny manodidina azy, dia tanàna efatra;
Cross References
Joshua 19:26sy Alameleka sy Amada sy Misala, dia nihatra any Karmela eo andrefana sy Sihora-libnata,