Bokin'i Josoa 21:31
ary Helkata sy ny tany manodidina azy ary Rehoba sy ny ràny manodidina azy, dia tanàna efatra;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Helkath with her suburbs, and Rehob with her suburbs; four cities.
In Context
Cross References
Joshua 19:25Ary ny fari-taniny dia Helkata sy Haly sy Batena sy Aksafa
Judges 1:31Asera tsy nandroaka ny mponina tany Ako, na ny mponina tany Sidona, na ny tany Alaba, na ny tany Akziba, na ny tany Helba, na ny tany Afika, na ny tany Rehoba;