bible.software › Bokin'i Josoa › Bokin'i Josoa 21 › Bokin'i Josoa 21:37
Bokin'i Josoa 21:37
ary Kedemota sy ny tany manodidina azy ary Mefata sy ny tany manodidina azy, dia tanàna efatra;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Kedemoth with her suburbs, and Mephaath with her suburbs; four cities.
In Context
36ary avy tamin’ ny firenen’ i Robena dia Bezera sy ny tany manodidina azy ary Jahaza sy ny tany manodidina azy,
38ary avy tamin’ ny firenen’ i Gada dia Ramota any Gileada sy ny tany manodidina azy, ho tanàna fandosirana ho an’ izay nahafaty olona, ary Mahanaima sy ny tany manodidina azy
Read all of Bokin'i Josoa 21
Cross References
Joshua 13:18sy Jahaza sy Kedemota sy Mefata
This Verse In Other Editions
Study Bokin'i Josoa 21:37