Bokin'i Josoa 21:7
Ary ny loka azon’ ny taranak’ i Merary isam-pokony dia tanàna roa ambin’ ny folo, avy tamin’ ny firenen’ i Robena sy ny firenen’ i Gada ary ny firenen’ i Zebolona.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
Cross References
Exodus 6:19Ary ny zanakalahin’ i Merary dia Maly sy Mosy. Ireo no fokom-pirenen’ ny Levita, araka ny taranany.
Joshua 21:34Ary izao no azon’ ny fokon’ ny taranak’ i Merary, izay Levita sisa: avy tamin’ ny firenen’ i Zebolona dia Jokneama sy ny tany manodidina azy ary Karta sy ny tany manodidina azy,
1 Chronicles 6:62Ary ny an’ ny sisa, taranak’ i Merary, dia avy tamin’ ny firenen’ i Zebolona, dia Rimono sy ny tany manodidina azy ary Tabara sy ny tany manodidina azy;