The Bible Software
bible.software › Bokin'i Josoa › Bokin'i Josoa 4 › Bokin'i Josoa 4:15

Bokin'i Josoa 4:15

Ary Jehovah niteny tamin’ i Josoa ka nanao hoe:

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And the LORD spake unto Joshua, saying,

In Context

14Tamin’ izany andro izany no nanandratan’ i Jehovah an’ i Josoa teo imason’ ny Isiraely rehetra; ka dia natahotra azy ny olona, tahaka ny efa natahorany an’ i Mosesy, tamin’ ny andro rehetra niainany.

16Mandidia ny mpisorona izay mitondra ny fiaran’ ny Vavolombelona hiakatra hiala eo Jordana.

Read all of Bokin'i Josoa 4

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'i Josoa 4:15

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'i Josoa 4:14Bokin'i Josoa 4Bokin'i Josoa 4:16 →