The Bible Software
bible.software › Bokin'i Josoa › Bokin'i Josoa 4 › Bokin'i Josoa 4:16

Bokin'i Josoa 4:16

Mandidia ny mpisorona izay mitondra ny fiaran’ ny Vavolombelona hiakatra hiala eo Jordana.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Command the priests that bear the ark of the testimony, that they come up out of Jordan.

In Context

15Ary Jehovah niteny tamin’ i Josoa ka nanao hoe:

17Dia nandidy ny mpisorona Josoa ka nanao hoe: Miakara hiala eo Jordana ianareo.

Read all of Bokin'i Josoa 4

Cross References

Exodus 25:16Ary ataovy ao anatin’ ny fiara ny Vavolombelona izay homeko anao.

Revelation 11:19Ary novohana ny tempolin’ Andriamanitra any an-danitra, ka hita ny fiaran’ ny fanekeny teo anatin’ ny tempoliny; ary nisy helatra sy feo sy kotrokorana sy horohorontany ary havandra vaventy.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'i Josoa 4:16

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'i Josoa 4:15Bokin'i Josoa 4Bokin'i Josoa 4:17 →