bible.software › Bokin'i Josoa › Bokin'i Josoa 8 › Bokin'i Josoa 8:21
Bokin'i Josoa 8:21
Fa rehefa hitan’ i Josoa sy ny Isiraely rehetra fa efa azon’ ny otrika ny tanàna, ka niakatra ny setroky ny tanàna, dia nifotitra izy ka namely ny mponina tao Ay.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And when Joshua and all Israel saw that the ambush had taken the city, and that the smoke of the city ascended, then they turned again, and slew the men of Ai.
In Context
20Ary niherika ny mponina tao Ay, ka hitany fa, indro, ny setroky ny tanàna niakatra ho any an-danitra, sady tsy nisy handosirany akory, na ho etỳ, na ho erỳ; fa ny Isiraely izay nanao tari-dositra ho any an-efitra dia nifotitra namely ny mpanenjika kosa.
22Ary ireo tao an-tanàna nivoaka hamely azy, ka dia latsaka teo afovoan’ ny Isiraely ny olona, fa ny Isiraely sasany teo an-daniny iray, ary ny sasany teo an-daniny iray koa; dia nifandafaran’ ny Isiraely teo izy, ka tsy nasiany niangana na dia iray akory aza.
Read all of Bokin'i Josoa 8
This Verse In Other Editions
Study Bokin'i Josoa 8:21