Bokin'i Josoa 8:26
Ary Josoa tsy nampihemotra ny tànany izay nanondro tamin’ ny lefona mandra-pandringana ny mponina rehetra tao Ay.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
Cross References
Exodus 17:11Ary raha nasandratr’ i Mosesy ny tànany, dia nahery ny Isiraely; fa raha nampidininy ny tànany, dia nahery kosa ny Amalekita.
Exodus 17:13Ary Josoa dia nandresy ny Amalekita sy ny olony tamin’ ny lelan-tsabatra.
Joshua 8:18Ary hoy Jehovah tamin’ i Josoa: Atondroy an’ i Ay ny lefona izay eny an-tananao; fa hatolotro eo an-tananao Ay. Dia natondron’ i Josoa ny tanàna ny lefona izay teny an-tànany.