Judges 13:21
Ary tsy niseho tamin’ i Manoa sy ny vadiny intsony Ilay Anjelin’ i Jehovah; dia fantatr’ i Manoa fa Anjelin’ i Jehovah Izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
22Ary hoy Manoa tamin’ ny vadiny: Ho faty tokoa isika, satria efa nahita an’ Andriamanitra.
Cross References
Judges 6:22Dia hitan’ i Gideona fa Anjelin’ i Jehovah Izy, ka hoy izy: Adray, Jehovah Tompo ô! fa nahita Ilay Anjelin’ i Jehovah nifanatrika aho.
Hosea 12:4Fony mbola tany am-bohoka dia nihazona ny ombelahin-tongotry ny rahalahiny izy, ary rehefa lehibe izy, dia nitolona tamin’ Andriamanitra;