bible.software › Bokin'ny Mpitsara › Bokin'ny Mpitsara 15 › Bokin'ny Mpitsara 15:17
Bokin'ny Mpitsara 15:17
Ary rehefa nitsahatra niteny izy, dia nariany ilay valanoranom-boriky teny an-tànany; ary ny anaran’ izany tany izany dia natao hoe Ramata-lehy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And it came to pass, when he had made an end of speaking, that he cast away the jawbone out of his hand, and called that place Ramath-lehi.
In Context
16Ary hoy Samsona: Tamin’ ny valanoranom-boriky no nahafatesako ho antontany iray, eny, antontany roa; Tamin’ ny valanoranom-boriky no nahafatesako arivo lahy.
18Ary nangetaheta indrindra izy, dia nitaraina tamin’ i Jehovah ka nanao hoe: Hianao no nanome izao famonjen-dehibe izao tamin’ ny tanan’ ny mpanomponao; ary ankehitriny efa ho fatin-ketaheta aho ka hianjera ho eo an-tànan’ ny tsy mifora!
Read all of Bokin'ny Mpitsara 15
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Mpitsara 15:17